Entrée (1/2) | 1 poketra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 [1.2] the ankle bone. See kitroKEly |
Entrée (2/2) | 4 poketra |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 [1.1] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy |
Explications en anglais |
7 [1.2] a purse, a handbag, a small portmanteau |
Exemples |
8 Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia. [2.4] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 poaketra |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/12 |