Entrée | 1 planety |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] [fr. planète] Ireo vongana goavana (anisan' izany ny tany) entin' ny herin' ny masoandro manodidina azy ary mandray hazavana avy aminy: Misy sivy ny planety fantatra hatramin' izao |
Vocabulaire |
4 Astronomie |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |