|
|
|
|

Entrée1  petra-dango
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Fomba nanaovana ny lango. (Raha vao nanomboka ho mena reny ny vary eny an-tanimbary, dia niotazan' ny olona hatao lango, ka ny sasany nentina hisaorana an' Andriamanitra Andriananahary, ary ny sasany kosa hanaovan' ny ankizy sambasamba) [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31