|
|
|
|

Entrée1  pepipepy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na haleha.
Explications en anglais  4  [1.2] same as pempena
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
Analogues  7  pempena, papapapa

Mis à jour le 2025/01/21