Entrée |
pefy > fefy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
[1.1]
|
Explications en anglais | A fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence. fefy vato: a stone wall [1.2]
|
| A fence, an enclosure [1.7]
|
Explications en français | Clôture, haie [1.8]
|
| (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense).
Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives.
On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [1.196]
|
Exemples |
1 | Ho voasazy ve izay mihoa-pefy?
[4.27]
|
2 | Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo.
[2.117]
|
3 | Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako.
[2.529]
|
4 | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
fefy,
fefiko,
fefinao,
fefiny,
fefintsika,
fefinay,
fefinareo,
fefin',
fefin-,
fefim- |
Préfixée : |
-pefy,
-pefiko,
-pefinao,
-pefiny,
-pefintsika,
-pefinay,
-pefinareo,
-pefin',
-pefin-,
-pefim- |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
pefy > fefy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Omby vonoina rehefa avy mandevina [1.1]
|
Explications en anglais | The name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. [1.2]
|
Morphologie |
Simple : |
fefy,
fefiko,
fefinao,
fefiny,
fefintsika,
fefinay,
fefinareo,
fefin',
fefin-,
fefim- |
Préfixée : |
-pefy,
-pefiko,
-pefinao,
-pefiny,
-pefintsika,
-pefinay,
-pefinareo,
-pefin',
-pefin-,
-pefim- |
|
Dérivés |
Synonymes | |
Mots composés |
|
|