Entrée | 1 ovoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry Faniniana mafy dia mafy, levilevy |
Dérivés |
|
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |