|
|
|
|

Entrée1  oseana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Velarandranomasimbe mandrakotra ny telo ampahefatry ny tany ary mampisaraka ireo tanibe; nozaraina ho faritra dimy:
  1. ny Oseana Arktika: amin' ny tendron-tany avaratra;
  2. ny oseana Antarktika: amin' ny tendron-tany atsimo;
  3. ny oseana Pasifika: mampisaraka an' i Amerika amin' i Azia sy Aostralia;
  4. ny Oseana Atlantika: mampisaraka an' i Eoropa sy Afrika amin' i Amerika;
  5. ary ny Oseana Indianina: mipaka hatramin' ny sisin-tanin' i India sy Afrika atsinanana ka hatrany Aostralia, hodidininy ny Nosy Madagasikara
[1.1]
Exemples  4  Ny Japoney, izay niandany tamin' ny Alemana, dia nandroso fatratra amin' ny oseana Pasifika sy Indiana, ary nitohy niantsinanana sy nianatsimo foana. [2.472]
Vocabulaire  5  Géographie: (en général)
Synonymes  6  bambandrano

Anagrammes  7  oseana, soa añe

Mis à jour le 2020/07/31