|
|
|
|

Entrée1  orenana
Radical  2  orina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] tsatohana: Terỳ amoron' ny renirano no norenana ny lay
ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao
ilana, ananganana (ady): Norenany ady tamin' ny taniko aho
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21