Entrée | 1 ongahana |
Radical | 2 ongaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ingaina, faohina, paohina: Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |