|
|
|
|

Entrée1  oha-jaza
Mots élémentaires  2  ohatra, zaza
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy; tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo
Explications en anglais  5  [1.2] a word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted.
Explications en français  6  [1.3] cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête

Mis à jour le 2023/02/25