Entrée | 1 ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra |
Mots élémentaires | 2 fanambadiana, tsy, afehy, ahandrotra |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana) [1.1] |
Mis à jour le 2023/03/23 |