|
|
|
|

Entrée1  ny azy
Mots élémentaires  2  azy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  mpisolo anarana enti-milaza zavatra ananan'ilay olona tenenina: Ento, hono, ny satrok'i Bema. Misy satroka maro ireo ka tsy fantatro ny azy? [1.1]
Explications en français  5  le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs [1.3]
6  le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs. [1.5]

Anagrammes  7  izany, izina, ny azy

Mis à jour le 2023/07/19