Entrée (1/2) | 1 nongo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany |
Entrée (2/2) | 4 nongo |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 [1.1] Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. |
Explications en anglais |
7 [1.2] a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |