|
|
|
|

Entrée1  njainjay
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra: Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana [1.1]
Analogues  4  zanakalondrano, hafa fandry

Anagrammes  5  ajinjany, ijinjana, jinjaina, jinjanay, njainjay

Mis à jour le 2020/07/31