|
|
|
|

Entrée (1/2)1  nisintona > misintona
Radical  2  sintona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
5  Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
6  Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Exemples  7  Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  nisintona > misintòna
Radical  13  sintona
Partie du discours  14  impératif du verbe actif misintona
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]
Tableaux et planches  17  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  18  atsinomin, isintonam, misintona, misintòna, natsinomi, nosintaim, atsinomin, isintonam, misintona, misintòna, natsinomi, nosintaim

Entrée19  nisintona > isintonana
Radical  20  sintona
Partie du discours  21  verbe relatif
Explications en malgache  22  [1.1]
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :

Anagrammes  26  isintonana, nosintaina, notanisain