|
|
|
|

Entrée1  niendaka > miendaka
Radical  2  endaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
Explications en anglais  5  to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
Explications en français  6  se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
Exemples  7  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
8  Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :