|
|
|
|

Entrée1  ngonongonona
Radical  2  ngonona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy.
Explications en anglais  5  [1.2] a low muttering, a low grumbling, a low murmuring.
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
Synonymes  10  ngonona

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21