Entrée | 1 ngolingoly |
Radical | 2 ngoly |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny |
Exemples |
5 Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany. [2.499#] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |