Entrée ngaha
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao?
Angaha [1.1]
Explications en anglais Same as angaha [1.2]
Explications en français Comme angaha [1.3]
Exemples Ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [2.324]
Synonymes angaha

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31