Entrée | navoaka > avoaka (voaka) | ||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||
Explications en malgache | Roahina: Avoahy any io alika io Asaina hiala ny trano: Navoaka ny mpiasa fa hasiana D.D.T. ao an-trano Esorina avy ao anaty: Navoaka daholo ny zavatra rehetra tao anaty vatany Lazaina: Nanohina ny fon' ny olona ny teny navoakan' ny vavany Lazaina am-pahibemaso: Misy didy vao navoakan' ny fanjakana vao haingana momba ny halatra omby Aposaka: Avoahy tsara eto anoloan' ny fitsarana izay zavatra fantatrareo Aseho voalohany ho hitan' ny olona: Itỳ no boky faharoapolo navoakako [1.1] | ||||||||||||||
Explications en français | Qu’on fait sortir, qu’on sort, qu'on accompagne en sortant, qu’on envoie, qu’on expédie, qu’on chasse, qu’on livre, qu’on montre, qu’on manifeste, qu’on découvre, qu'on exhibe, qu’on dit, qu’on révèle, qu’on dénonce, qu’on publie, qu’on prononce, dont on rend compte [1.3] | ||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot avoaka | ||||||||||||||
Anagrammes | aovaka, avaokà, avoaka |