|
|
|
|

Entrée1  mpivarokena
Radical  2  varotra
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  voankazo, fary, mofo gasy sy menakely, hatramin' ny saosisy fanaon-dRajao mpivarokena teo Fenoarivo. [2.356]
5  ary ny Farantsay iray, naka an-kerin'ny henan'ny mpivarokena, ka nodidien'ny antsy ny vozon'ilay Vazaha Farantsay ka maty. [2.59]
6  toy izany koa ilay niadiany tamin' ilay zanak' ingahy Ravelo mpivarokena ka nandratrany azy mafy Somary nihetraketraka mihitsy koa aza izy. [2.472]

Mis à jour le 2020/07/31