|
|
|
|

Entrée1  mpiresaka
Radical  2  resaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3] un causeur, les interlocuteurs
Exemples  6  [2.499] Mahagaga, hoy ny mpiresaka, raha ireny devoly efa saiky naniry tandroka ireny no mba hiova!
7  [2.298] Izay no heriny amana tsiron'io fomba io: tena mahazatra ny mpikabary sy ny mpiresaka malagasy.

Anagrammes  8  mparesaky, mpiresaka

Mis à jour le 2025/01/21