|
|
|
|

Entrée1  mpiresaka
Radical  2  resaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  un causeur, les interlocuteurs [1.3]
Exemples  6  Mahagaga, hoy ny mpiresaka, raha ireny devoly efa saiky naniry tandroka ireny no mba hiova! [2.499]
7  Izay no heriny amana tsiron'io fomba io: tena mahazatra ny mpikabary sy ny mpiresaka malagasy. [2.298]

Anagrammes  8  mparesaky, mpiresaka

Mis à jour le 2023/01/20