|
|
|
|

Entrée1  mpanimba
Radical  2  simba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  mpandrava efa [1.13]
Explications en français  5  destructeur [1.13]
Exemples  6  Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo? [2.445#]
7  Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io. [2.643#]
8  Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny. [2.424#]

Anagrammes  9  mpanamby, mpanimba

Mis à jour le 2024/08/16