Entrée | 1 mpanelirà |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany |
Radical | 4 ely, ra |
Analogues | 5 mpamerindra |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |