|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mpanelanelana
Radical  2  elanelana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana
Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary
Explications en français  5  [1.13] intermédiaire; médium
Exemples  6  Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany. [2.356#]
7  Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. [1.123#]
Mots composés 

Entrée (2/3)10  mpanelanelana
Radical  11  elanelana
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.13] singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro
Explications en français  14  [1.13] entretoise
Vocabulaire  15  Technique

Entrée (3/3)16  mpanelanelana
Radical  17  elanelana
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.13] ana mitondra vovobony
Explications en français  20  [1.13] agent pollinisateur
Vocabulaire  21  Botanique: (en général)
Synonymes  22  mpitati-bovobony

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21