|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mpanazava
Radical  2zava
Partie du discours  3 nom
Explications en français  4celui qui éclaire. [1.3#870]
Exemples  5 Masoandro sy volana mpanazava izay maizina. [2.245#]
6 Kanefa misaotra an' Andriamanitra izahay fa tsy maty masoandro mpanazava, tsy resy andrianombana, tsy folak' andry niankinana, ary tsy toro vato fandiavana. [2.587#]
Tous les mots composés  7visy mpanazava

Entrée (2/2)8 Mpanazava
Partie du discours  9 nom propre (organisation)
Explications en français  10Éclaireuses et Éclaireurs Unionistes. [3.1]
Vocabulaire  11 Organisations

Anagrammes  12 Mpanazava, mpanazava

Mis à jour le 2025/11/06