|
|
|
|

Entrée1  mpanarina
Radical  2  arina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13] olona anakinana ny fanamboarana ny zaitra tsy mety
Explications en français  5  [1.3#62] Celui qui met d'aplomb, nivelle, redresse
Exemples  6  nefa toa raiki-tapisaka amin''ny tany nandavoana azy, tsy misy mpanarina ary tsy misy mpamaly mandra-maty! [2.296#]
Vocabulaire  7  Economie: vêtements
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot mpanarina

Anagrammes  9  mpanarina, nampairan, namparina, niamparan, panamarin

Mis à jour le 2024/03/02