|
|
|
|

Entrée1  mpanaratsy
Radical  2  ratsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#516] Celui qui dénigre, le calomniateur
Exemples  6  Nasainy hisakafo ireo mpanaratsy azy ireo. [2.508#]
7  Tsy ninoany izay teny lazaiko, fa ny tsaho be aelin' ny mpanaratsy ahy ihany no noheveriny ho marina. [2.643#]

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21