|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpanampy
Radical  2  ampy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao
5  [1.13] olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray
Explications en français  6  [1.13] auxiliaire
Exemples  7  kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643#]
8  Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114#]

Entrée (2/2)9  mpanampy
Radical  10  ampy
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  [1.13] zanateny entina manamafy teny iray
Explications en français  13  [1.13] auxiliaire
Vocabulaire  14  Linguistique
Analogues  15  mpanampymahayroa
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/12