Entrée | 1 mpanambara |
Radical | 2 ambara |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13] izay milaza amin'ny fomba ôfisialy |
Explications en français |
5 [1.3#26] révélateur 6 [1.13] déclarant |
Exemples |
7 aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao. [2.996#] |
Mis à jour le 2024/12/11 |