Entrée | 1 mpampanoa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany |
Anagrammes | 4 ampañompa, mpampanao, mpampanoa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |