|
|
|
|

Entrée1  mpampandroso
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [2.472] Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana.
4  [2.470] Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso.
Radical  5  roso
Morphologie 
6  Simple :

Mis à jour le 2024/12/11