|
|
|
|

Entrée1  mpamerin-drà
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1][mpamerindra] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena)
Vocabulaire  4  Biologie
Mots élémentaires  5  mpamerina, ra
Analogues  6  mpanelira
Mots composés 

Mis à jour le 2025/02/02