|
|
|
|

Entrée1  moziry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin' ny mangazay raha mitady ianao
Refy alaina amin' ny fandidiana akanjo: Aza mandeha ianao fa mbola halaina moziry
Paikan' ny naoty na ny solfa eo amin' ny hira: Jereo ny mpively ba ka araho tsara ny moziry

Mis à jour le 2024/12/07