Entrée | 1 morainy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1#753] jereo moraina |
Exemples |
4 Tsy misy olona morainy tahaka azy [1.1#753] 5 Izay mora milefitra izay ny filôzôfian' ny Malagasy: morainy amin-javatra ary morainy amin' olona, na dia hampandeferina kely aza ny marina sy ny rariny. [2.296#] |
Anagrammes | 6 amoriny, maroiny, miorina, miriona, morainy, nioiram, nioriam |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |