|
|
|
|

Entrée 1  montsamontsana
Radical  2 montsana
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Exemples  7  tsy soa ny tany alehan' izany, fa izay alehan' izany no montsamontsana. [2.69#]
8  Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia, Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay! [1.239#]
9  Fa injay anie ilay ireny ka hanao fanjaibe vody hanjai-mandrompitra - fa zovy re no torotoro sy montsamontsana fa tsy izy? [2.298#]
Synonymes  10 montsana
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22