Entrée | 1 mizezika |
Radical | 2 zezika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao |
Explications en français |
5 [1.3#872] être réunis, mis ensemble, entassés en grand nombre: Mizezika eo amin’ ny kianja ny vahoaka (Le peuple est réuni en grand nombre sur la place) ~ Mizezika eo am-pamoloana ny varinay (Notre riz est entassé sur l'aire) |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |