Entrée | 1 mivonkin-kozatra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1#446] re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo 4 [1.1#748] fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany |
Vocabulaire |
5 Santé |
Mots élémentaires | 6 mivonkina, hozatra |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |