|
|
|
|

Entrée1  mivonkin-kozatra
Mots élémentaires  2  mivonkina, hozatra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1#446] re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo
5  [1.1#748] fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany
Vocabulaire  6  Santé

Mis à jour le 2024/12/07