|
|
|
|

Entrée1  mivilavila
Radical  2  vilavila
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miolikolika: Mivilavila izany soratrao izany fa amboary tsara
5  Miolanolana: Nivika aho tamin' ny izaho nivilavila nanamboatra ilay taribin-jiro teo iny [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9  ivilavilam, mivilavila, vilavilaim

Mis à jour le 2023/01/20