Entrée | 1 mivezika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy |
Explications en français |
4 [1.3#831] changer souvent de place, aller ça et là |
Exemples |
5 [1.436] ka nivezik' atsy nivezika aroa 6 [2.445#43] mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita |
Radical | 7 vezika |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |