Entrée (1/2) | 1 mivarina (varina) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity [1.1] 4 Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra [1.1] 5 Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana [1.1] 6 Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mivarina |
Entrée (2/2) | 12 mivarìna (varina) |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mivarina |
Tableaux et planches |
14 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 15 miravina, mivarina |
Mis à jour le 2023/01/20 |