Entrée | 1 mivadiditra |
Radical | 2 vadiditra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] miolonolona, mifadiditra: Nivadiditra tamin' ny ranjony ny bibilava misy dian-tsorakazo nikapohana na tady nifatorana: Nivadiditra ny ranjony tamin' ny kapoka nataon-drenikeliny azy |
Explications en français |
5 [1.3] être entortillé, enlacé tout autour, comme une liane autour d’un arbre ; porter les traces de la corde, du fouet, des liens |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |