|
|
|
|

Entrée1  mitsonika
Radical  2  tsonika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihalevona tonga ranony, miempo: Mitsonika amin' ny masoandro ny menaka
(ratra na fery) Mitsiranorano, mitete nana: Mitsonika indray ilay fery amin' ny tongony
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21