|
|
|
|

Entrée1  mitsiraka
Radical  2  tsiraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  mitsiratsiraka

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21