|
|
|
|

Entrée1  mitsipaka
Radical  2  tsipaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely
5  Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka
6  Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo
7  Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mitsipaka

Anagrammes  14  mipatsika, mitsipaka, mpitsaika, mpitsiaka, tsimipaka

Mis à jour le 2023/09/25