Entrée | 1 mitsingoloka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity 4 [1.13] mivadika ka ny loha no ambany mila vaniny |
Explications en français |
5 [1.13] culbuter, inverser pinailler |
Radical | 6 tsingoloka |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mitsingoloka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |