| Explications en malgache |
8 Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera
9 Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io
10 Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy
11 Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity
[1.1]
12 mivadika ka ny loha no ambany
13 mila vaniny
[1.13]
|