|
|
|
|

Entrée1  mitsingilahila
Radical  2  tsingilahila
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mirona, mirondrona, mivembena: Mitsingilahila ity andry ity ka atahorako hianjera
Mitsingilahila lava ny toeran' ny mpanao politika ka tsy mba tiako
Misalasala, miroahana, miahanahana: Mitsingilahila mihitsy aho amin' ny hividianako ity trano ity
5  [1.13] tsy marim-pototra
Explications en français  6  [1.13] instable, en déséquilibre
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21